Fisakafoanana & Fialana hetaheta


Ao Mahajanga, ny ranomasina dia ahitana trondro maro, hazandranomasina sy “Crustacées”. Ny trano fisakafoan’i Baobab Tree dia manomana sakafo mafilotra ho anao, sakafo izay vita indrindra amin’ny vokatra eto an-toerana.