Lanonam-pianakaviana

Fomba maro no atolotra ho an’ireo fianakaviana mipetraka ao amin’ny Baobab Tree.
Na dia miala sasatra ao amin’ny efitrano « solarium » na efitrano fanorana aza ny ray aman-dreny, dia ny ankizy afaka mankafy am-pilaminana amin’ny dobo filomanosana.
Ny mpampianatra milomana  dia maintsy manara-maso ireo ankizy milomano.

Misy klioban’ny ankizy ihany koa azo atao isan’andro ho an’ny tanora vao misondrotra.