Fanatanjahantena sy fialam-boly


Fialamboly ara-pahasalamana sy dobo filomanosana roa no atolotra anao mba hahatonga ny andronao ho mahafinaritra sy ny fanatanjahantena ihany koa.

Misy karazany fitsangantsanganana roa atolotra ho anao dia ny fitsangatsanganana an-tanety sy fitsangatsanganana eny an-dranomasina. Ho hitanao fa azo antoka ho an’ny fianakaviana rehetra ny valan-javaboary an-dranomasina ny karazam-biby sy karazana zava-maniry eto an-tany.

Ny « Hammam » sy « Spa » ihany koa dia azo alaina amin’ny fotoam-pialan-tsasatra sy fialam-boly.

Facilitiés:

  • Cardio
  • Entraineur privé
  • Aérobic
  • Sauna
  • Hammam

Hammam

Spa

Solarium

Dobo filomanosana anatiny